natolony hasian’ny havandra ny biby fiompiny sy hasian’ny varatra ny omby aman’ondriny.
Eksodosy 9:19 - DIEM PROTESTANTA Koa ankehitriny àry, hoy i Mosesy, maniraha hampanangona ny biby fiompinao sy izay rehetra anao any an-tsaha. Fa ny olona rehetra sy ny biby rehetra izay hita any an-tsaha, fa tsy tafiditra ao an-tranony, dia ho tratry ny havandra ka ho faty.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa ankehitriny, maniraha olona mba hanangona haingana ny bibinao sy izay rehetra anananao any an-tsaha; fa ny olona rehetra sy ny biby fiompy izay tafajanona any an-tsaha tsy tafangona ao an-trano dia hilatsahan’ny havandra ka ho faty avokoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa ankehitriny àry, hoy i Mosesy, maniraha hampanangona ny biby fiompinao sy izay rehetra anao any an-tsaha. Fa ny olona rehetra sy ny biby rehetra izay hita any an-tsaha, fa tsy tafiditra ao an-tranony, dia ho tratry ny havandra ka ho faty.» Baiboly Katolika Ary izao dia asaovy hampidirina izay biby amam-panananao rehetra any an-tsaha; fa izay olona na biby rehetra tavela any an-tsaha fa tsy tafiditra tao an-trano dia hasian’ny havandra ka ho ringana.» Baiboly Protestanta Malagasy Koa ankehitriny, maniraha mba hanangona faingana ny bibinao sy izay rehetra anananao any an-tsaha; fa ny olona rehetra sy ny biby fiompy izay ho hita any an-tsaha ka tsy ho enti-mody dia hilatsahan’ny havandra ka ho faty avokoa. Malagasy Bible Koa ankehitriny, maniraha mba hanangona faingana ny bibinao sy izay rehetra anananao any an-tsaha; fa ny olona rehetra sy ny biby fiompy izay ho hita any an-tsaha ka tsy ho enti-mody dia hilatsahan'ny havandra ka ho faty avokoa. La Bible en Malgache Koa ankehitriny, maniraha olona mba hanangona haingana ny bibinao sy izay rehetra anananao any an-tsaha; fa ny olona rehetra sy ny biby fiompy izay tafajanona any an-tsaha tsy tafangona ao an-trano dia hilatsahan’ny havandra ka ho faty avokoa. |
natolony hasian’ny havandra ny biby fiompiny sy hasian’ny varatra ny omby aman’ondriny.
Nanerana an’i Ejipta manontolo ny havandra ka namely izay rehetra tany an-tsaha na olona na biby; nasiany koa ny voly rehetra ary nopotehiny ny hazo rehetra tany an-tsaha.
Nony ampitso dia notanterahin’ny TOMPO izay efa nambarany, ka maty avokoa ny biby fiompin’ny Ejiptianina; fa ny an’ny Israelita kosa dia tsy nisy maty na iray aza.
Nandre ny feon’anjomara manko izy, saingy tsy niraharaha ny fanairana azy ka dia tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany. Fa raha niraharaha fanairana izy, dia ho namonjy ny ainy.
TOMPO ô, efa reko izay nambaranao ka dia raiki-tahotra aho. TOMPO ô, enga anie ny asanao mba ho velombelona hatrany amin’izao andronay izao; eny, amin’izao andronay izao no ataovy fantatry ny olona izany. Fa na dia tezitra aza Ianao, asehoy anay ihany ny indrafonao.