Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa.
Eksodosy 39:18 - DIEM PROTESTANTA ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia napetaka tamin’ny bokom-bolamena izay teo ambonin’ny beritelon’ny efôda, mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda, teo anoloana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary ny lanin’ny rojo roa kosa dia napetaka tamin’ny bokom-bolamena izay teo ambonin’ny beritelon’ny efôda, mba hahatonga ny saron-tratra ho eo anoloana. Baiboly Katolika Ary nofeheziny tamin’ny randram-bolamena roa ny tendrony roa amin’ny rojony roa dia napetraka teo amin’ny soroky ny efôda anoloana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin’ny soroky ny efoda anoloana. Malagasy Bible Ary ny lanin'ny tady roa dia nataony teo amin'ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin'ny soroky ny efoda anoloana. La Bible en Malgache Ny lanin’ny tady roa dia nataony teo amin’ny randram-bolamena roa, ary nataony teo amin’ny soroky ny efoda, teo anoloana. |
Mpivaofy vato no hisokitra ny anarana amin’ireo vato roa ireo; hataony toy ny fisokitra tombokase izany ka hapetaka anaty bokom-bolamena anankiroa.
dia hapetaka eo koa ny rojo volamena madinika anankiroa miolanolana toy ny tady voarandrana.
Nafatotra tsirairay tamin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika;
Nisy haba volamena roa hafa koa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda.
Mahatsara ny takolakao ireo kavina eo an-daniny avy; ary manendrika ny tenanao ny rado iambozonanao.