Tamin’ny lafiny andrefana dia nivelatra 25 metatra ny temitra ary nahantona tamin’ny andry folo nisy faladia folo.
Eksodosy 38:13 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja; Baiboly Katolika Tamin’ny lafiny atsinanana anoloana, dimampolo hakiho koa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho. Malagasy Bible Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho. La Bible en Malgache Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho |
Tamin’ny lafiny andrefana dia nivelatra 25 metatra ny temitra ary nahantona tamin’ny andry folo nisy faladia folo.
ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy.