Nanefeny kerobima roa volamena tamin’ny sakany roa teo ambonin’ny saron’ny Vatamasina.
Eksodosy 37:8 - DIEM PROTESTANTA Novoasany mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, teo amin’ny sakany avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 koa ny kerobima iray dia nataony teo amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia teo amin’ny sakany iray hafa; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Novoasany mitambatra amin’ny saron’ny Vatamasina ireo kerobima roa ireo, teo amin’ny sakany avy. Baiboly Katolika Ny kerobima iray amin’ny tendrony iray ary ny kerobima iray amin’ny tendrony iray hafa, nataony tafahoatra ny fanaovam-panavotana eo amin’ny tendrony roa avy ny kerobima. Baiboly Protestanta Malagasy dia ny kerobima iray nataony teo amin’ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa teo amin’ny sakany anankiray: indray mivofy tamin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa. Malagasy Bible dia ny kerobima iray nataony teo amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa teo amin'ny sakany anankiray: indray mivofy tamin'ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin'ny sakany roa. La Bible en Malgache koa ny kerobima iray dia nataony teo amin’ny sakany iray ary ny kerobima iray kosa dia teo amin’ny sakany iray hafa; iray vongana amin’ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ny sakany roa. |
Nanefeny kerobima roa volamena tamin’ny sakany roa teo ambonin’ny saron’ny Vatamasina.
Nifanatrika ny kerobima roa sady nanatrika ny saron’ny Vatamasina izay nalofany tamin’ny elany mivelatra.