Hanaovana fehivava mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady hasiana sisiny volamena eo ambonin’io fehivava io.
Eksodosy 37:12 - DIEM PROTESTANTA Nasiana fehivavany mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady nasiana sisiny volamena teo ambonin’io fehivava io. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nasiana fehivavany mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady nasiana sisiny volamena teo ambonin’io fehivava io. Baiboly Katolika Nasiany sisiny iray vody voampelatanana manodidina azy, ary io sisiny io nanaovany tanjo-miolaka volamena manodidina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatànana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina. Malagasy Bible Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatanana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina. La Bible en Malgache Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina. |
Hanaovana fehivava mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady hasiana sisiny volamena eo ambonin’io fehivava io.
Nisy haba volamena efatra koa notefena, dia napetaka teo amin’ny zorony efatra, nifanila tamin’ny tongony efatra.