Andefaso hazo sedera sy kipreso ary hazo sarobidy avy any Libano koa aho, satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libano ireo mpiasanao; ary indreto ny mpiasako fa hiaraka amin’ny mpiasanao
Eksodosy 31:4 - DIEM PROTESTANTA hainy ny manao vinavinan’asa, ny miasa volamena sy volafotsy ary halimo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tahaka ny famolavolana asa kanto, ny fiasana volamena sy volafotsy ary varahina, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara hainy ny manao vinavinan’asa, ny miasa volamena sy volafotsy ary halimo, Baiboly Katolika hanefeny volamena, volafotsy, varahina, Baiboly Protestanta Malagasy dia ny hihevitra hanao asa kanto, ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina Malagasy Bible dia ny hihevitra hanao asa kanto, ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina La Bible en Malgache tahaka ny famolavolana asa kanto, ny fiasana volamena sy volafotsy ary varahina, |
Andefaso hazo sedera sy kipreso ary hazo sarobidy avy any Libano koa aho, satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libano ireo mpiasanao; ary indreto ny mpiasako fa hiaraka amin’ny mpiasanao
«Ary momba ny fonena-masina, dia lamba temitra folo vita amin’ny kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no hanaovana azy, ravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.
«Mpahay taozavatra no hanao ny saron-tratra fitsarana amin’ny kiran-drongony mafy, mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, sady hasiana peta-kofehy volamena toy ny efôda.
ary nofenoiko ny Fanahiko mba ho tena kinga sy marani-tsaina ka mahalala ny haitao isan-karazany:
ny mandidy ny vatosoa sy mandrafitra azy, ny manao sokitra ny hazo, izany hoe hainy atao ny asa kanto samihafa.