Hazo mimôzà no hanaovana ny bao roa, izay horakofana takela-bolamena; ary ireo no hilanjàna ny latabatra.
Eksodosy 27:7 - DIEM PROTESTANTA ary hatsofoka ao anatin’ny haba izay manatrika ny lafiny roa amin’ny alitara ireo bao ireo, rehefa lanjaina ny makarakara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ampidiro eo amin’ny mason-drojo ny bao; ny bao dia ho eo amin’ny lafiny roa amin’ny alitara rehefa lanjaina izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary hatsofoka ao anatin’ny haba izay manatrika ny lafiny roa amin’ny alitara ireo bao ireo, rehefa lanjaina ny makarakara. Baiboly Katolika Hampidirina eo amin’ny masom-barahina ny bao, eo an-daniny roa amin’ny ôtely, rehefa hoenti-mifindra izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ampidiro eo amin’ny vava varahina ny bao; ary aoka ho eo amin’ny lafiny roa amin’ny alitara ny bao, raha lanjaina izy. Malagasy Bible Ary ampidiro eo amin'ny vava varahina ny bao; ary aoka ho eo amin'ny lafiny roa amin'ny alitara ny bao, raha lanjaina izy, La Bible en Malgache Ampidiro eo amin’ny mason-drojo ny bao; ny bao dia ho eo amin’ny lafiny roa amin’ny alitara rehefa lanjaina izy. |
Hazo mimôzà no hanaovana ny bao roa, izay horakofana takela-bolamena; ary ireo no hilanjàna ny latabatra.
Hisy haba volamena roa avy hapetraka eo ambonin’ny sisiny an-daniny roa amin’ny alitara, ka hampidirana bao mba hilanjana azy.
Rehefa hifindra toby ny Israelita dia ho vitan’i Aharôna sy ny zanany ny famonosana ny Toeramasina sy ny fanaka rehetra momba ny Toeramasina, dia ho avy amin’izay ny taranak’i Kehàta hitondra azy. Tsy hikasika ny fitaovana masina mivantana izy sao maty. Izany no anjara entan’ny taranak’i Kehàta ny amin’ny Tranolay fihaonana.