Hisy makarakara halimo miendrika harato hamboarina; ary haba halimo iray no hapetaka isaky ny zorony.
Eksodosy 27:5 - DIEM PROTESTANTA Hapetraka eo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara io makarakara io, eo ambanin’ny fehivavany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ataovy eo ambanin’ny sisin’ny alitara hatreny ambaniny izany ka ny makarakara dia hampisasaka ny haavon’ny alitara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hapetraka eo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara io makarakara io, eo ambanin’ny fehivavany. Baiboly Katolika dia apetraho eo ambanin’ny koronosin’ny ôtely avy ao ambany ary ho tonga hatreo amin’ny fisasahan’ny ôtely ny harato; Baiboly Protestanta Malagasy Ary ataovy eo ambanin’ny sikin’ny alitara hatreo am-bodiny izany; ary aoka ny makarakara hanasaka ny alitara. Malagasy Bible Ary ataovy eo ambanin'ny sikin'ny alitara hatreo ambodiny izany; ary aoka ny makarakara hanasaka ny alitara. La Bible en Malgache Ataovy eo ambanin’ny sisin’ny alitara hatreny ambaniny izany ka ny makarakara dia hampisasaka ny haavon’ny alitara. |
Hisy makarakara halimo miendrika harato hamboarina; ary haba halimo iray no hapetaka isaky ny zorony.
Namboarina ny makarakara halimo miendrika harato, ka napetraka teo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara, teo ambanin’ny fehivavany.
nisy iray metatra manomboka eo am-potony ambony tatatra ka hatramin’ny marin-tampona ambany izay efamira dimampolo santimetatra avy ny lafiny tsirairay. Nisy roa metatra manomboka amin’io marin-tampona ambany io ka hatramin’ny marin-tampona manaraka izay efamira dimampolo santimetatra avy ny lafiny tsirairay.