ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.
Eksodosy 26:20 - DIEM PROTESTANTA Ho an’ny lafiny avaratra dia hazo fisaka roapolo koa no hatao, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Manaova hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ho an’ny lafiny avaratra dia hazo fisaka roapolo koa no hatao, Baiboly Katolika Ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana dia ny lafiny avaratra, hanaovanao hazo fisaka roapolo koa, Baiboly Protestanta Malagasy Ary manaova zanakazo roa-polo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra. Malagasy Bible Ary manaova zana-kazo roa-polo ho eo amin'ny lafiny faharoa amin'ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra. La Bible en Malgache Manaova hazofisaka roapolo ho eo amin’ny lafiny faharoa amin’ny tabernakely, dia ny lafiny avaratra. |
ary hasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa.