Raha noana ny fahavalonao, dia omeo hanina; raha mangetaheta izy, dia omeo rano hosotroiny;
Eksodosy 23:4 - DIEM PROTESTANTA «Raha mifanena aminao fa diso lalana ny ombin’ny fahavalonao na ny borikiny, dia avereno any aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha hitanao diso lalana ny ombin’ny fahavalonao, na ny borikiny, dia averenonao any aminy izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Raha mifanena aminao fa diso lalana ny ombin’ny fahavalonao na ny borikiny, dia avereno any aminy. Baiboly Katolika «Raha hitanao mania ny ombim-pahavalonao na ny ampondrany, dia aza diso ny mamerina izany any aminy. Baiboly Protestanta Malagasy Raha hitanao mania ny ombin’ny fahavalonao, na ny borikiny, dia avereno any aminy mihitsy izany. Malagasy Bible Raha hitanao mania ny ombin'ny fahavalonao, na ny borikiny, dia avereno any aminy mihitsy izany. La Bible en Malgache Raha hitanao diso lalana ny ombin’ny fahavalonao, na ny borikiny, dia averenonao any aminy izany. |
Raha noana ny fahavalonao, dia omeo hanina; raha mangetaheta izy, dia omeo rano hosotroiny;
Avy eo dia hiakanjoan’ny mpisorona ny akanjony sy ny kalisaoniny samy vita amin’ny lamba rongony; ary handraoka ny lavenona avy amin’ny sorona dorana levon’ny afo teo ambonin’ny alitara izy, ka hametraka azy eo anilan’ny alitara.
Izaho kosa milaza aminareo hoe: tiavo ny fahavalonareo ary mivavaha ho an’izay manenjika anareo,
Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy ny ratsy, fa miezaha mandrakariva hifanasoa ary hanasoa ny olona rehetra.