Raha voaviraviran’ny bibidia ilay izy, dia hoentina ho porofo ny sisa tavela aminy; ka amin’izay dia tsy hanonitra izy.
Eksodosy 22:6 - DIEM PROTESTANTA «Mety hisy olona manome vola na fanaka hotehirizin’ny namany ka nisy nangalatra tao an-tranony. Koa raha hita ilay nangalatra, dia hanonitra avo roa heny; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany ka angalarin’ny sasany ao amin’ny tranon’ilay olona ilay izy, raha hita ilay mpangalatra dia hanonitra avo roa heny izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Mety hisy olona manome vola na fanaka hotehirizin’ny namany ka nisy nangalatra tao an-tranony. Koa raha hita ilay nangalatra, dia hanonitra avo roa heny; Baiboly Katolika «Raha misy afo mirehitra ka mahazo ny tsilo aloha, izay vao mandevona amboaram-bary koa, na vary mbola tsy voajinja, na saha, dia hanonitra izay nandrehitra ny afo.» Baiboly Protestanta Malagasy Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin’ny sasany ao amin’ny tranon’ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy. Malagasy Bible Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin'ny sasany ao amin'ny tranon'ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy. La Bible en Malgache Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany ka angalarin’ny sasany ao amin’ny tranon’ilay olona ilay izy, raha hita ilay mpangalatra dia hanonitra avo roa heny izy. |
Raha voaviraviran’ny bibidia ilay izy, dia hoentina ho porofo ny sisa tavela aminy; ka amin’izay dia tsy hanonitra izy.
«Raha misy olona mandoro lobolobo misy tsilo ka mitatra amin’ny antontam-bary na vary hojinjana na tanimboly ny afo, dia tsy maintsy hanonitra ny may ilay nandoro.
fa raha tsy hita kosa izay nangalatra, dia hataon’ilay tompon-trano vavolombelona Andriamanitra ka hianianany fa tsy naka ny zavatry ny namany izy.
«Mety hisy olona manome boriky iray na omby iray na ondry iray na osy iray na biby hafa handrasan’ny namany, ka maty ilay biby na maratra na lasan’ny mpandroba nefa tsy misy vavolombelona;
Ny asany no hahafantaranareo ny mpaminany sandoka: fa foto-tsilo tsy ahazoana voaloboka; ary songosongo tsy ahazoana voanaviavy.