Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Ndeha midina ianao, ka ento miakatra miaraka aminao i Aharôna. Nefa aoka ireo mpisorona sy ny vahoaka tsy hirohotra hiakatra atỳ amiko, fandrao hamely azy ho faty Aho.
Eksodosy 19:25 - DIEM PROTESTANTA Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Mosesy ary niteny taminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nidina nankeny amin’ny olona i Mosesy ka niteny taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Mosesy ary niteny taminy. Baiboly Katolika Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Môizy, nilaza izany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Mosesy dia nidina nankeny amin’ny olona ka niteny taminy. Malagasy Bible Ary Mosesy dia nidina nankeny amin'ny olona ka niteny taminy. La Bible en Malgache Ary nidina nankeny amin’ny olona i Mosesy ka niteny taminy. |
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Ndeha midina ianao, ka ento miakatra miaraka aminao i Aharôna. Nefa aoka ireo mpisorona sy ny vahoaka tsy hirohotra hiakatra atỳ amiko, fandrao hamely azy ho faty Aho.
Izaho kosa teo anelanelan’ny TOMPO sy ianareo tamin’izany andro izany mba hanambara aminareo ny tenin’ny TOMPO, satria natahotra teo am-pahitana ilay afo manko ianareo ka tsy niakatra tao an-tendrombohitra. Fa hoy ny TOMPO hoe: