Nanaiky hipetraka tao amin’i Rehoela io i Mosesy. Nomen’ilay rangahy ho vadin’i Mosesy i Tsipôrà zanany vavy.
Eksodosy 18:2 - DIEM PROTESTANTA Taorian’ny nandefasan’i Mosesy an’i Tsipôrà telo mianaka tany amin’i Jetrao, dia nentin’i Jetrao i Tsipôrà zanany vavy, vadin’i Mosesy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa noentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, i Zipora vadin’i Mosesy, izay nalefany nody, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’ny nandefasan’i Mosesy an’i Tsipôrà telo mianaka tany amin’i Jetrao, dia nentin’i Jetrao i Tsipôrà zanany vavy, vadin’i Mosesy, Baiboly Katolika Nentin’i Jetrô rafozan’i Môizy, i Sefôrà, vadin’i Môizy, izay efa nampodiany, Baiboly Protestanta Malagasy Dia nentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, Zipora, vadin’i Mosesy, rehefa nampivereniny izy, Malagasy Bible Dia nentin'i Jetro, rafozan'i Mosesy, Zipora, vadin'i Mosesy, rehefa nampivereniny izy, La Bible en Malgache Koa noentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, i Zipora vadin’i Mosesy, izay nalefany nody, |
Nanaiky hipetraka tao amin’i Rehoela io i Mosesy. Nomen’ilay rangahy ho vadin’i Mosesy i Tsipôrà zanany vavy.