Koa ankehitriny avereno amin’ny vadiny ravehivavy. Mpaminany izy ka hivavaka ho anao, dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa izy, dia fantaro fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra anao.
Eksodosy 18:17 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy indray ny rafozany: –Tsy tsara ny fomba anaovanao ny raharaha! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy indray ny rafozany: –Tsy tsara ny fomba anaovanao ny raharaha! Baiboly Katolika Fa hoy ny rafozan’i Môizy taminy: «Tsy tsara izao ataonao izao. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy ny rafozan’i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. Malagasy Bible Ary hoy ny rafozan'i Mosesy taminy; Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. La Bible en Malgache Dia hoy ny rafozan’i Mosesy taminy: Tsy tsara izao zavatra ataonao izao. |
Koa ankehitriny avereno amin’ny vadiny ravehivavy. Mpaminany izy ka hivavaka ho anao, dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa izy, dia fantaro fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra anao.
Rehefa misy raharaha mampifanolana azy, dia tonga atỳ amiko izy ireo: mitsara ny raharaha mampifanolana azy aho, ary mampahafantatra azy ny fitsipik’Andriamanitra sy ny lalànany.
Samy ho reraka mihitsy na ianao na ireto olona tonga atỳ aminao. Mavesatra loatra aminao izao andraikitra izao ka tsy ho vitanao samirery!
Ny menaka fanosotra sy ny ranomanitra dia mahafaly ny fo fa ny fahoriana mampisafotofoto ny fanahy.
Dia novorîn’ny 12 lahy ny mpianatra rehetra ka nataony hoe: –Tsy rariny raha ilaozanay mitantana sakafo ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra.