Ry Andriamanitr’i Jakôba ô, nandrahona Ianao ka nitsatoka teo ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
Eksodosy 15:4 - DIEM PROTESTANTA Fa navariny ao an-dranomasina ny kalesy sy ny andian-tafiky ny Farao, ireo manam-boninahiny voafantina nasitriny ao an-dranomasin’ny Volotara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny kalesin’i Farao fitondra miady sy ny miaramilany dia natsipiny ao amin’ny ranomasina; ary ny manamboninahitra voafantina dia nilentika ao amin’ny Ranomasina Mena. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa navariny ao an-dranomasina ny kalesy sy ny andian-tafiky ny Farao, ireo manam-boninahiny voafantina nasitriny ao an-dranomasin’ny Volotara. Baiboly Katolika Ny kalesy aman-tafik’i Faraôna navariny an-dranomasina; Ny kapiteny voafantina natelin’ny Ranomasina Mena; Baiboly Protestanta Malagasy Ny kalesin’i Farao sy ny miaramilany natsipiny ao amin’ny ranomasina; Ary ny kapiteny voafantina nasitrika ao amin’ny Ranomasina Mena. Malagasy Bible Ny kalesin'i Farao sy ny miaramilany natsipiny ao amin'ny ranomasina; ary ny kapiteny voafantina nasitrika ao amin'ny Ranomasina Mena. La Bible en Malgache Ny kalesin’i Farao fitondra miady sy ny miaramilany dia natsipiny ao amin’ny ranomasina; ary ny manamboninahitra voafantina dia nilentika ao amin’ny Ranomasina Mena. |
Ry Andriamanitr’i Jakôba ô, nandrahona Ianao ka nitsatoka teo ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
Ary niventy hira ho azy ireo i Miriama manao hoe: Mihirà ho fanomezam-boninahitra ny TOMPO: fandresena miezinezina no azony, natsipiny any an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy!