Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 15:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Nandrakotra azy ny ranobe: nilentika any amin’ny farany ambany toy ny vato alatsaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Nanarona azy ireo ny lalina: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Nandrakotra azy ny ranobe: nilentika any amin’ny farany ambany toy ny vato alatsaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Nosaforan’ny rano ireny, Nilentika amin’ny farany ambany toy ny vato izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ny lalina nanarona azy: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ny lalina nanarona azy: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Nanarona azy ireo ny lalina: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 15:5
12 Rohy Ifampitohizana  

Nosarahinao teo anoloan’ny razanay ny ranomasina ka nandeha teo afovoany nandia tany maina izy; fa ireo mpanenjika azy kosa natsipinao tao amin’ny hantsana ka nilentika tahaka ny vato amin’ny rano lalina.


Voarakotry ny rano kosa ireo mpandrafy ka tsy nisy niangana na iray aza;


Nikatona ny ranomasina ka nandrakotra ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly; izay tafiky ny Farao manontolo nanenjika ny Israelita tao an-dranomasina dia tsy nisy afa-nitsoaka na iray aza.


Saingy natsokanao ny rivotrao, dia norakofan’ny ranomasina ireo. Nilentika ao anaty ranomody toy ny vongam-piraka izy.


Tahotra sy horohoro no mahazo azy ireo! Manoloana ny halehiben’ny herinao, ry TOMPO, dia tsy nihetsika toy ny vato izy ambara-pahatafita ilay vahoakanao, dia ny vahoaka izay navotanao.


Fony tsy mbola ary ny rano lalimbe no efa teraka aho dia fony tsy mbola ary ny loharano miboiboika.


Ankehitriny novakîn’ny onjan-dranomasina ianao ary tafalentika ao anaty rano lalimbe. Ny entanao sy ny vahoaka rehetra nandeha taminao dia niaraka rendrika taminao avokoa.


Tao izy no nanandratra izao vavaka izao tamin’ny TOMPO Andriamaniny


Hamindranao fo indray izahay, hohitsakitsahinao ny helokay; ary any ambany ranomasina lalina any no hanarianao ny fahotanay rehetra.


–Na iza na iza mitarika ny anankiray amin’itony madinika mino Ahy itony hanao ratsy, dia aleo izy anantonana vatobe fikoseham-bary eo amin’ny vozony, ka halentika any anaty ranomasina mangitsokitsoka.


Ary nisy anjely anankiray manan-kery, naka vato tahaka ny vato lehibe fikoseham-bary, dia nanipy azy tany an-dranomasina ka nanao hoe: «Hatsipy mafy toy izay i Babilôna, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra