Amin’ny taranakao fahefatra vao hiverina eto izy ireo, satria mandraka androany dia tsy mbola feno ny heloky ny Amôrita handroahako azy.
Eksodosy 13:4 - DIEM PROTESTANTA fa tahaka izao andro amin’ny volana Abiba izao no niainganareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao andro amin’ny volana Abiba izao no ivoahanareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa tahaka izao andro amin’ny volana Abiba izao no niainganareo. Baiboly Katolika Izao andro ivoahanareo izao dia volam-pahavokaram-bary. Baiboly Protestanta Malagasy Izao andro amin’ny volana Abiba izao no ivoahanareo. Malagasy Bible Izao andro amin'ny volana Abiba izao no ivoahanareo La Bible en Malgache Izao andro amin’ny volana Abiba* izao no ivoahanareo. |
Amin’ny taranakao fahefatra vao hiverina eto izy ireo, satria mandraka androany dia tsy mbola feno ny heloky ny Amôrita handroahako azy.
«Ity volana ity aminareo no ho volana voalohany, ka izy no hataonareo fiandohan’ny taona.
Ny fety voalohany hankalazainareo dia ny fetin’ny mofo tsy misy leviora: mandritra ny fito andro voatondro amin’ny volana Abiba no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora araka izay efa nandidiako anareo. Tamin’io volana io manko no nialanareo tany Ejipta; koa aza miseho eo amin’ny alitarako mitondra tanam-polo.
«Ankalazao ny fetin’ny mofo tsy misy leviora; mandritra ny fito andro voatondro amin’ny volana Abiba no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora araka izay efa nandidiako anareo. Fa volana Abiba toy izany no nialanareo tany Ejipta.
Nanao fanekempihavanana tamin’izy ireo Aho fa homeko azy ny tany Kanahàna izay nivahiniany.