Eksodosy 10:10 - DIEM PROTESTANTA
Namaly azy tamin’ny rabiraby kosa ny Farao hoe: –Aoka homba anareo anie ny TOMPO, raha izaho no handefa anareo sy ny fianakavianareo! Jereo fa mitady hanao ratsy ianareo.
Jereo ny toko
Fa hoy i Farao taminy: Aoka homba anareo ihany anie NY TOMPO, raha hamela anareo handeha miaraka amin’ny zanakareo madinika aho; mitandrema fa manana teti-dratsy ianareo.
Jereo ny toko
Namaly azy tamin’ny rabiraby kosa ny Farao hoe: –Aoka homba anareo anie ny TOMPO, raha izaho no handefa anareo sy ny fianakavianareo! Jereo fa mitady hanao ratsy ianareo.
Jereo ny toko
Fa hoy i Faraôna tamin’izy ireo: «Homba anareo anie i Iaveh, araka ny hamelako anareo handeha, dia ianareo sy ny zanakareo. Tandremo fa manan-kevi-dratsy ianareo!
Jereo ny toko
Fa hoy Farao taminy: Aoka homba anareo ihany anie Jehovah, raha handefa anareo mbamin’ny zanakareo madinika aho; mitandrema, fa misy ratsy eo anoloanareo.
Jereo ny toko
Fa hoy Farao taminy: Aoka homba anareo ihany anie Jehovah, raha handefa anareo mbamin'ny zanakareo madinika aho; mitandrema, fa misy ratsy eo anoloanareo.
Jereo ny toko
Fa hoy i Farao taminy: Aoka homba anareo ihany anie NY TOMPO, raha hamela anareo handeha miaraka amin’ny zanakareo madinika aho; mitandrema fa manana teti-dratsy ianareo.
Jereo ny toko