Nipetraka tany Ejipta i Jôsefa sy ny ankohonan-drainy. Folo amby zato taona no andro niainan’i Jôsefa,
Eksodosy 1:5 - DIEM PROTESTANTA Miisa fitopolo izy rehetra taranak’i Jakôba, fa i Jôsefa dia efa tany Ejipta rahateo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fitopolo ny isan’ny olona rehetra naterak’i Jakoba. I Josefa dia efa tany Ejipta rahateo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Miisa fitopolo izy rehetra taranak’i Jakôba, fa i Jôsefa dia efa tany Ejipta rahateo. Baiboly Katolika Fitopolo izy rehetra terak’i Jakôba; ary i Josefa efa tany Ejipta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny isan’ny olona rehetra naterak’i Jakoba dia fito-polo; fa Josefa efa tany Egypta rahateo. Malagasy Bible Ary ny isan'ny olona rehetra naterak'i Jakoba dia fito-polo; fa Josefa efa tany Egypta rahateo. La Bible en Malgache Fitopolo ny isan’ny olona rehetra naterak’i Jakoba. I Josefa dia efa tany Ejipta rahateo. |
Nipetraka tany Ejipta i Jôsefa sy ny ankohonan-drainy. Folo amby zato taona no andro niainan’i Jôsefa,
Noho izany, dia nihamaro hatrany hatrany ireo Israelita sady nihanahery tokoa. Nasian’Andriamanitra soa ireo mpampivelona,
Dia nampanalain’i Jôsefa i Jakôba rainy mbamin’ny ankohonany manontolo izay nisy olona 75 mianaka.
Olona fitopolo ny razambenareo no nidina tany Ejipta; ankehitriny kosa efa nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo maro tahaka ny kintana eny ana habakabaka ianareo.