dia enga anie holanjain’Andriamanitra amin’ny mizana tsy mandainga hahafantarany fa tsy manan-tsiny aho.
Daniela 5:27 - DIEM PROTESTANTA TEKELA: Voalanja, voalanja tamin’ny mizana ianao ka hita fa maivan-danja; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 TEKELA: Voalanja: Voalanja tamin’ny mizana ianao ka indro latsa-danja; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara TEKELA: Voalanja, voalanja tamin’ny mizana ianao ka hita fa maivan-danja; Baiboly Protestanta Malagasy tekela, efa voalanja tamin’ny mizana hianao ka, indro, latsa-danja; Malagasy Bible Tekela, efa voalanja tamin'ny mizana ianao ka, indro, latsa-danja; La Bible en Malgache TEKELA: Voalanja: Voalanja tamin’ny mizana ianao ka indro latsa-danja; |
dia enga anie holanjain’Andriamanitra amin’ny mizana tsy mandainga hahafantarany fa tsy manan-tsiny aho.
–Matokia Azy lalandava, ry vahoakany, atosahy eo anoloany ny fiahianareo fa Izy Andriamanitra no fialofantsika. Fiatoana
Ny olona mihevitra ny ataony ho mety avokoa; fa ny TOMPO no mitsara ny toe-panahy manesika azy.
Ny olona mihevitra ny ataony ho mahitsy avokoa; fa ny TOMPO no mitsara ny eritreritra manesika azy.
Hoy ny Tompo tamiko: «Makà sabatra maranitra ianao, ry ilay taranak’olombelona, ka ampiasao ho toy ny hareza izany. Kikiso ny volondohanao sy ny volombavanao, dia lanjao izay voaharatrao ary tsinjarao telo.
Ny aminareo kosa, ry mponin’i Ninive, ny TOMPO dia efa nandidy hoe: «Tsy hisy taranaka hitondra ny anaranareo intsony. Hopotehiko ao an-tranon’andriamanitrareo ny sampy hazo voasikotra na metaly voarendrika. Manomana fasana ho anareo Aho, satria maivan-danja eo anatrehako ianareo.»
kanefa dia hiseho ny asan’ny tsirairay amin’ilay andro fitsarana izay hampiharihary izany. Fa amin’ny afo no hisehoan’izany andro izany, ka dia hosedrain’io afo io ny asa vitan’ny tsirairay hahitana izay hamafiny.