Daniela 3:33 - DIEM PROTESTANTA Lehibe aoka izany ireo famantarany, ary mahery tokoa ny zava-mahagaga vitany; maharitra mandrakizay ny fanjakany, ary tsy hanam-petra ny fanapahany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Akory ny halehiben’ny famantarana sy ny herin’ny fahagagana ataony! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara aman-dimby. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Lehibe aoka izany ireo famantarany, ary mahery tokoa ny zava-mahagaga vitany; maharitra mandrakizay ny fanjakany, ary tsy hanam-petra ny fanapahany. Baiboly Protestanta Malagasy Akory ny halehiben’ny famantarany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby. La Bible en Malgache Akory ny halehiben’ny famantarana sy ny herin’ny fahagagana ataony! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara aman-dimby. |