Ary hoy i Jôsefa taminy: –Izao no hevitry ny nofinao: ny sampany telo dia manambara andro telo.
Daniela 2:36 - DIEM PROTESTANTA «Izany ilay nofinao, ry mpanjaka, ary ny heviny koa dia holazaina eto anatrehanao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izany no nofy ary holazainay eto anatrehan’ny mpanjaka koa ny heviny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Izany ilay nofinao, ry mpanjaka, ary ny heviny koa dia holazaina eto anatrehanao. Baiboly Protestanta Malagasy Izany no nofy, ary holazainay eto anatrehan’ny mpanjaka koa ny heviny. Malagasy Bible Izany no nofy, ary holazainay eto anatrehan'ny mpanjaka koa ny heviny. La Bible en Malgache Izany no nofy ary holazainay eto anatrehan’ny mpanjaka koa ny heviny. |
Ary hoy i Jôsefa taminy: –Izao no hevitry ny nofinao: ny sampany telo dia manambara andro telo.
Dia hoy ny navalin’i Jôsefa azy: –Izao no hevitry ny nofinao: ny harona telo dia manambara andro telo.
«Ry mpanjaka ô, izao àry no hitanao: Nisy sarivongana iray tena lehibe nijoro teo anoloanao ary namirapiratra sady nahatahotra ny endriny.