Zava-poana avokoa ny mpanao sarivongan-tsampy ary tsy mahasoa akory ny zavatra lalainy: Ny sarivongan-tsampy no vavolombelona ho azy, kanefa vavolombelona tsy mahita akory, ary tsy mahalala na inona na inona ka handiso fanantenana azy.
Daniela 11:38 - DIEM PROTESTANTA Fa ho solon’izany kosa dia homeny voninahitra ny andriamanitry ny tanànamimanda; andriamanitra tsy fantatry ny razany akory izany kanefa hotoloran’io mpanjaka io volamena sy volafotsy ary vatosoa mbamy zava-tsarobidy hafa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; volamena, volafotsy, vatosoa sy zavatra mahafinaritra no hoentiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa ho solon’izany kosa dia homeny voninahitra ny andriamanitry ny tanànamimanda; andriamanitra tsy fantatry ny razany akory izany kanefa hotoloran’io mpanjaka io volamena sy volafotsy ary vatosoa mbamy zava-tsarobidy hafa. Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; ary volamena sy volafotsy sy vato soa ary zavatra mahafinaritra no ho entiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany. Malagasy Bible Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; ary volamena sy volafotsy sy vato soa ary zavatra mahafinaritra no ho entiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany. La Bible en Malgache Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; volamena, volafotsy, vatosoa sy zavatra mahafinaritra no hoentiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany. |
Zava-poana avokoa ny mpanao sarivongan-tsampy ary tsy mahasoa akory ny zavatra lalainy: Ny sarivongan-tsampy no vavolombelona ho azy, kanefa vavolombelona tsy mahita akory, ary tsy mahalala na inona na inona ka handiso fanantenana azy.
Ary tsy horaharahainy akory ireo andriamanitry ny razany na ireo andriamanitra lalain’ny vehivavy; tsy hisy horaharahainy tokoa izay andriamanitra satria heveriny ho ambonin’izy rehetra ny tenany.
Hamely ny tanànamimanda izy ombàn’io andriamanitra vahiny io; ary izay manaiky io andriamanitra io dia hampitomboiny voninahitra ka hampanapahany ny maro, sady hizaràny tany ho valisoany.
Nefa hisy solofo iray avy amin’ny fianakaviany hitsangana handimby ilay mpanjaka ao atsimo; ho avy izy hamely ny tafik’ilay mpanjaka ao avaratra ary hitsofoka amin’ny tanànany mimanda; ary hiady amin’io tafika io izy ka handresy azy.
Lazain’ny Fanahy Masina mazava tsara fa any am-parany any dia hisy olona sasany handao ny finoana; ny hahababo azy dia fanahy mamitaka sy fampianaran-demony
dia volamena sy volafotsy; vatosoa sy perla; lamba rongony madinika sy lamba volomparasy; lamba landy sy lamba jaky; hazo mani-pofona isan-karazany; fanaka isan-karazany vita amin’ny ivoary sy hazo sarobidy mbamy halimo sy vy ary vatokaranana;