Daniela 11:37 - DIEM PROTESTANTA37 Ary tsy horaharahainy akory ireo andriamanitry ny razany na ireo andriamanitra lalain’ny vehivavy; tsy hisy horaharahainy tokoa izay andriamanitra satria heveriny ho ambonin’izy rehetra ny tenany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Tsy hahoany akory ny andriamanitry ny razany, na ilay tian’ny vehivavy manokana; eny, tsy hahoany akory izay andriamanitra fa hanandra-tena noho izy rehetra izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Ary tsy horaharahainy akory ireo andriamanitry ny razany na ireo andriamanitra lalain’ny vehivavy; tsy hisy horaharahainy tokoa izay andriamanitra satria heveriny ho ambonin’izy rehetra ny tenany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ary tsy hahoany akory ny andriamanitry ny razany, na ny fitiavan’ny vehivavy; eny, tsy hahoany akory izay andriamanitra, fa hanandra-tena noho izy rehetra izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ary tsy hahoany akory ny andriamanitry ny razany, na ny fitiavan'ny vehivavy; eny, tsy hahoany akory izay andriamanitra, fa hanandra-tena noho izy rehetra izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Tsy hahoany akory ny andriamanitry ny razany, na ilay tian’ny vehivavy manokana; eny, tsy hahoany akory izay andriamanitra fa hanandra-tena noho izy rehetra izy. Jereo ny toko |
«Ry ilay taranak’olombelona, ambarao amin’ny mpanjakan’i Tiro fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Fo miavonavona no nilazanao ny tenanao ho andriamanitra sady mipetraka amina sezafiandrianana mendrika an’ireo andriamanitra, dia sezafiandrianana eo anivon-dranomasina. Nihevi-tena ho mitovy amin’ireo andriamanitra ianao nefa olombelona ihany fa tsy andriamanitra akory.
«Ary ny mpanjaka hanao araka izay sitrapony; dia hanandra-tena sy hihevi-tena ho ambonin’ny andriamanitra rehetra ka hiteny zava-mampivarahontsana hanohitra an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra. Ary hanam-pahombiazana izy ambara-pihatran’ny fahatezeran’Andriamanitra, satria ho tanteraka izay efa voatendry.