Ka omby 22 000 sy ondry aman’osy 120 000 no nataon’i Salômôna mpanjaka sorona. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon’Andriamanitra.
2Tantara 7:4 - DIEM PROTESTANTA Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO. Baiboly Katolika Dia nanolotra sorona teo anatrehan’i Iaveh ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia naomono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’i Jehovah. Malagasy Bible Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan'i Jehovah. La Bible en Malgache Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO. |
Ka omby 22 000 sy ondry aman’osy 120 000 no nataon’i Salômôna mpanjaka sorona. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon’Andriamanitra.
Ny printsy filoha koa dia tokony hiditra ny tempoly rehefa miditra ao ny vahoaka, ary tokony hivoaka ny tempoly rehefa mirava ny vahoaka.»