Ny vola narotsaky ny olona ho solon’ny sorom-panonerana na sorona fanalana ny ota dia tsy mba natolotra ho an’ny tranon’ny TOMPO, fa an’ny mpisorona kosa izany.
2Tantara 32:2 - DIEM PROTESTANTA Rehefa hitan’i Hezekià fa tonga i Saneheriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony hitan’i Hezekia fa tonga i Sankeriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa hitan’i Hezekià fa tonga i Saneheriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema, Baiboly Katolika Nony hitan’i Ezekiasa fa tonga i Senakeriba sady nitodika an’i Jerosalema hamely azy, Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony hitan’i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema, Malagasy Bible Ary nony hitan'i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an'i Jerosalema, La Bible en Malgache Nony hitan’i Hezekia fa tonga i Sankeriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema |
Ny vola narotsaky ny olona ho solon’ny sorom-panonerana na sorona fanalana ny ota dia tsy mba natolotra ho an’ny tranon’ny TOMPO, fa an’ny mpisorona kosa izany.
Taorian’izany zava-nitranga sy fanehoam-piraiketam-po tamin’Andriamanitra izany, dia tonga tao Joda i Saneheriba mpanjakan’i Asiria ary nanao fahirano ny tanànamimanda ka nikendry haka azy.
dia niara-nidinika tamin’ny manampahefana sy ny mpitari-tafika izy ny amin’ny tokony hanampenana ny loharano rehetra any ivelan’ny tanàna; ka niandanian’ireo ny mpanjaka.
Dia hoy aho tamin’ny loholona sy mpanapaka mbamin’ny vahoaka sisa: –Be sady midadasika ny asa; ka dia voazarazara eny amin’ny manda sy mifanalavitra isika!
Fa androtr’io ihany ny fahavalo dia maka toerana ao Nôba, ka maninji-tanana mandrahona an’i Tsiôna, dia ilay tendrombohitra mampahonena, ilay havoana iorenan’i Jerosalema.
Olo-marina i Jôsefa vadiny, ka tsy te hanala baràka azy, fa nikasa hametraka azy mangingina.
Nony efa antomotra ny fotoana hanalana an’i Jesoa teto an-tany, dia tapa-kevitra hankany Jerosalema Izy,
Tsy nety nandray an’i Jesoa anefa ny mponina tao, noho Izy hita fa mizotra ho any Jerosalema.