2Tantara 24:2 - DIEM PROTESTANTA Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona i Joasy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona. Baiboly Katolika Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason’i Jehovah tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona. Malagasy Bible Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tamin'ny andro rehetra niainan'i Joiada mpisorona. La Bible en Malgache Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona i Joasy. |
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Amatsià, kanefa tsy dia tamin-kafanampo tanteraka.
Ary hoy ny Tompo hoe: «Ity firenena ity manatona Ahy am-bava fotsiny sy manome voninahitra Ahy an-tendromolotra ihany fa ny fony kosa manalavitra Ahy; ka fomban’olombelona nianarana ihany ny fanajana asehony Ahy.
Kanefa raha misy olo-marina miala amin’ny fahamarinany ka manao heloka araka ny zavatra rehetra maharikoriko izay fanaon’ny olon-dratsy, dia heverinareo ho velona ve izy? Tsia. Hohadinoina ireo asa tsara rehetra nataony, ka ho faty izy noho ny hadisoana amam-pahotana vitany.