Ankoatran’i Mahalato dia nalain’i Rehabohama ho vady koa i Mahekà zanakavavin’i Absalôma sady niteraka an’i Abià sy i Hatahy ary i Zizà sy i Selômita.
2Tantara 13:1 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama no tonga mpanjakan’i Joda i Abià; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no tonga mpanjakan’ny Joda i Abia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama no tonga mpanjakan’i Joda i Abià; Baiboly Katolika Tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jerôbôama no vao nanjaka tamin’i Jodà i Abià, ary telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy ARY tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no vao nanjakan’i Abia tamin’ny Joda. Malagasy Bible Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama mpanjaka no vao nanjakan'i Abia tamin'ny Joda. La Bible en Malgache Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no tonga mpanjakan’ny Joda i Abia. |
Ankoatran’i Mahalato dia nalain’i Rehabohama ho vady koa i Mahekà zanakavavin’i Absalôma sady niteraka an’i Abià sy i Hatahy ary i Zizà sy i Selômita.
Ny tantaran’i Rehabohama, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’i Semahià mpaminany sy i Hidao mpahita sady voavisavisa tsara. Ary niady mandrakariva i Rehabohama sy i Jerôbohama.
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Rehabohama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Abià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.