tano ny finoana ary manàna fieritreretana tsara. Fa misy olona nitsipaka ny feon’ny fieritreretany, ka nandrendrika ny finoany;
1Timoty 3:9 - DIEM PROTESTANTA mitana tsara ny tsiambaratelo nambara momba ny finoana ka mitana izany amin’ny fieritreretana mahitsy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 mitandrina tsara ny zavamiafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara mitana tsara ny tsiambaratelo nambara momba ny finoana ka mitana izany amin’ny fieritreretana mahitsy. Baiboly Katolika mitana ny misterin’ny finoana amim-pieritreretana madio; Baiboly Protestanta Malagasy mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio. Malagasy Bible mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin'ny finoana amin'ny fieritreretana madio. La Bible en Malgache mitandrina tsara ny zavamiafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio. |
tano ny finoana ary manàna fieritreretana tsara. Fa misy olona nitsipaka ny feon’ny fieritreretany, ka nandrendrika ny finoany;
Ny kendren’izany fandrarana izany dia ny mba hamohafoha ny fitiavana avy amin’ny fo mahitsy sy fieritreretana tsara ary finoana tsy mihatsaravelatsihy.
Ary iaraha-miaiky fa lehibe ny tsiambaratelo nambara momba ny fivavahantsika: Niharihary ho olombelona i Kristy, nankatoavin’Andriamanitra tamin’ny herin’ny Fanahy masina ary niseho tamin’ny iraka; notorîna tany amin’ny firenena, ka ninoana eran’izao tontolo izao; nakarina any an-danitra tamim-boninahitra.