1Timoty 1:16 - DIEM PROTESTANTA
Kanefa izao no anton’ny namindran’Andriamanitra fo tamiko: tiany hasehon’i Kristy Jesoa ao amiko mpanota faraidiny ny fahari-pony rehetra mba ho ohatra ho an’izay hino Azy ka handray ny fiaina-maharitra mandrakizay.
Jereo ny toko
Kanefa izao no namindrana fo tamiko, dia ny mba hanehoan’i Jesosy Kristy eo amiko izay lohany, ny fahari-po rehetra ho fianarana ho an’izay hino Azy ka hahazoany ny fiainana mandrakizay.

fa izany indrindra no nahazoako famindram-po, dia ny mba hanamparan’i Kristy Jesoa ny haben’ny famindram-pony amiko aloha mba ho fianarana ho an’izay hino Azy ho ao amin’ny fiainana mandrakizay.
Jereo ny toko
Kanefa izao no namindrana fo tamiko, dia ny mba hasehon’i Jesosy Kristy eo amiko izay lohany, ny fahari-po rehetra ho fianarana ho an’izay hino Azy hahazoana fiainana mandrakizay.
Jereo ny toko
Kanefa izao no namindrana fo tamiko, dia ny mba hasehon'i Jesosy Kristy eo amiko, izay lohany, ny fahari-po rehetra ho fianarana ho an'izay hino Azy hahazoana fiainana mandrakizay.