Any no hisy arabe voamboatra hantsoina hoe «lalana voatokana». Tsy hahazo handalo eo izay maloto ary tsy hitonantonana eo ny mpanompo sampy; fa ny Tompo dia hisava izany lalana izany, ho an’ny vahoakany ihany.
1Petera 1:16 - DIEM PROTESTANTA satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Aoka ho masina ianareo satria masina Aho.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 satria voasoratra hoe: «Ho masina ianareo, satria masina Aho» (Lev 11.44). Dikateny Iombonana Eto Madagasikara satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Aoka ho masina ianareo satria masina Aho.» Baiboly Katolika araka ny voasoratra hoe: Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho, Baiboly Protestanta Malagasy satria voasoratra hoe: ,,Ho masina hianareo, satria masina Aho’’ (Lev. 11. 44). Malagasy Bible satria voasoratra hoe: "Ho masina ianareo, satria masina Aho" (Lev. 11.44). La Bible en Malgache satria voasoratra hoe: «Ho masina ianareo, satria masina Aho» (Lev 11.44). |
Any no hisy arabe voamboatra hantsoina hoe «lalana voatokana». Tsy hahazo handalo eo izay maloto ary tsy hitonantonana eo ny mpanompo sampy; fa ny Tompo dia hisava izany lalana izany, ho an’ny vahoakany ihany.
Fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Masina Aho ka mitandrema tena mba ho masina ianareo; ary aoka ny tenanareo tsy holotoinareo amin’izay bibikely mandady amin’ny tany.
Fa Izaho no TOMPO Izay nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo; ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho.»
mba hamepetra ny Fiangonana israelita tsivakivolo hoe: «Aoka ho masina ianareo satria masina Aho, ilay TOMPO Andriamanitrareo.