Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 9:9 - DIEM PROTESTANTA

Samy lohan’ny fianakaviany avy ireo lehilahy rehetra ireo; izy mbamin’ny havany rehetra, araka ny firazanany avy, dia nisy 956 tao Jerosalema.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ary ny isan’ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimampolo sy sivinjato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy loham-pianakaviany avy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Samy lohan’ny fianakaviany avy ireo lehilahy rehetra ireo; izy mbamin’ny havany rehetra, araka ny firazanany avy, dia nisy 956 tao Jerosalema.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

ary ny rahalahin’izy ireo, araka ny taranany dia 956. Samy loham-pianakaviana, araka ny fokom-pianakaviany avy, ireo lehilahy rehetra ireo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary ny isan’ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimam-polo sy sivin-jato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary ny isan'ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimam-polo sy sivin-jato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy lohan'ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ary ny isan’ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimampolo sy sivinjato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy loham-pianakaviany avy.

Jereo ny toko



1Tantara 9:9
2 Rohy Ifampitohizana  

i Jibneià zanakalahin’i Jerôhama; i Elà zanakalahin’i Hozỳ sy zafin’i Mikrỳ; i Mesolama zanakalahin’i Sefatià sy zafin’i Rehoela ary zafiafin’i Jibnià.


mbamin’ireo lehilahy olombanona mpiray foko aminy: dia 928 no tontalin’ny Benjaminita.