Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 9:8 - DIEM PROTESTANTA

i Jibneià zanakalahin’i Jerôhama; i Elà zanakalahin’i Hozỳ sy zafin’i Mikrỳ; i Mesolama zanakalahin’i Sefatià sy zafin’i Rehoela ary zafiafin’i Jibnià.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Jibnia, zanak’i Jerohama; i Elaha, zanak’i Ozy, zanak’i Mikry; i Mesolama, zanak’i Sefatia, zanak’i Regoela, zanak’i Jibnia;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Jibneià zanakalahin’i Jerôhama; i Elà zanakalahin’i Hozỳ sy zafin’i Mikrỳ; i Mesolama zanakalahin’i Sefatià sy zafin’i Rehoela ary zafiafin’i Jibnià.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Jobanià, zanak’i Jerôhama i Elà zanak’i Ozỳ zanak’i Mokorỳ, i Mosolama zanak’i Safatià zanak’i Rahoela zanak’i Jebanià,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

sy Jibnia, zanak’i Jerohama, sy Elaha, zanak’i Ozy, zanak’i Mikry, sy Mesolama, zanak’i Sefatia, zanak’i Regoela, zanak’i Jibnia;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

sy Jibnia, zanak'i Jerohama, sy Elaha, zanak'i Ozy, zanak'i Mikry, sy Mesolama, zanak'i Sefatia, zanak'i Regoela, zanak'i Jibnia;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Jibnia, zanak’i Jerohama; i Elaha, zanak’i Ozy, zanak’i Mikry; i Mesolama, zanak’i Sefatia, zanak’i Regoela, zanak’i Jibnia;

Jereo ny toko



1Tantara 9:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taranak’i Benjamîna: dia i Salò zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Hôdavià ary zafiafin’i Senoà;


Samy lohan’ny fianakaviany avy ireo lehilahy rehetra ireo; izy mbamin’ny havany rehetra, araka ny firazanany avy, dia nisy 956 tao Jerosalema.