I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.
1Tantara 9:10 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny mpisorona: dia i Jesahià, zanakalahin’i Jehôiakima; i Jehôiariba, zanakalahin’i Hazarià; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny mpisorona dia i Jedaia, i Jehoiariba, i Jakina, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny mpisorona: dia i Jesahià, zanakalahin’i Jehôiakima; i Jehôiariba, zanakalahin’i Hazarià; Baiboly Katolika Ny tamin’ny mpisorona: i Jedaià, i Joiariba, i Jakima, Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jakina Malagasy Bible Ary tamin'ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jatina La Bible en Malgache Tamin’ny mpisorona dia i Jedaia, i Jehoiariba, i Jakina, |
I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.
ary samia mitsinjara araka ny tarikareo sy ny antokonareo avy ianareo, fa izany no fepetra voasoratr’i Davida mpanjakan’i Israely ary koa i Salômôna zanakalahiny.