1Tantara 8:4 - DIEM PROTESTANTA i Abisoa sy i Nahamàna, i Ahôa Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Abisoa, i Namàna, i Ahoa, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Abisoa sy i Nahamàna, i Ahôa Baiboly Katolika i Abisoe, i Naamàna, i Ahôe, Baiboly Protestanta Malagasy sy Abisoa sy Namana sy Ahoa Malagasy Bible sy Abisoa sy Namana sy Ahoa La Bible en Malgache i Abisoa, i Namàna, i Ahoa, |
Manaraka azy dia i Elehazàra, zanakalahin’i Dôdao ary zafikelin’ny lehilahy iray avy any Ahôa. Anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izay niaraka tamin’i Davida izy, fony nihaika ny Filistinina tafangona hiady ireo. Nihemotra ny tafik’i Israely,
Manaraka azy dia i Elehazara, zanakalahin’i Dôday avy any Ahôa sady anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza.