1Tantara 8:31 - DIEM PROTESTANTA sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zekera ary i Miklôta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Gedora, i Ahio, i Zekera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zekera ary i Miklôta. Baiboly Katolika i Gedôra, i Ahiao ary i Zakera. Baiboly Protestanta Malagasy dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera. Malagasy Bible dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera. La Bible en Malgache i Gedora, i Ahio, i Zekera. |
I Miklôta no ray niteraka an’i Simeama: izy mianaka ireto dia niara-monina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema, ka nifanandrify fonenana taminy.