Tao Gibehôna no nonina i Jihiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mahekà.
1Tantara 8:30 - DIEM PROTESTANTA I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kîsy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Abdona no lahimatoany, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nadaba, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kîsy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba Baiboly Katolika I Abdôna no zanany lahimatoa, dia i Sora, i Kisa, i Baala, i Nadaba, Baiboly Protestanta Malagasy ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, Malagasy Bible ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, La Bible en Malgache I Abdona no lahimatoany, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nadaba, |
Tao Gibehôna no nonina i Jihiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mahekà.