1Tantara 8:2 - DIEM PROTESTANTA i Nôhà fahefatra, ary i Rafà faralahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Noha, fahefatra, ary i Rafa, faralahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Nôhà fahefatra, ary i Rafà faralahy. Baiboly Katolika i Nohaà fahefatra, ary i Rafà fahadimy. Baiboly Protestanta Malagasy sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy. Malagasy Bible sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy. La Bible en Malgache i Noha, fahefatra, ary i Rafa, faralahy. |