Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.
1Tantara 8:1 - DIEM PROTESTANTA Ny naterak’i Benjamîna dia i Bela lahimatoa, i Asbela lahiaivo, i Aharà fahatelo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Benjamina no niteraka an’i Bela, lahimatoa, i Asbela, lahiaivo, i Ahara, fahatelo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny naterak’i Benjamîna dia i Bela lahimatoa, i Asbela lahiaivo, i Aharà fahatelo, Baiboly Katolika Ny naterak’i Benjamina dia i Bela lahy matoany, i Asbela lahy aivo, i Aharà fahatelo, Baiboly Protestanta Malagasy ARY Benjamina niteraka an’i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, Malagasy Bible Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, La Bible en Malgache I Benjamina no niteraka an’i Bela, lahimatoa, i Asbela, lahiaivo, i Ahara, fahatelo, |
Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.
Taranak’i Asera avokoa ireo: samy loham-pianakaviany avy, samy olomanga, samy lehilahy mahery, samy mpitondra mamiratra; ary dia 26 000 teo amin’ny taranak’i Asera no isan’ny miaramila mpiantafika.
Ny taranak’i Benjamîna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Belahîta avy tamin’i Belà; ny Asbelita avy tamin’i Asbela; ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama;