1Tantara 6:9 - DIEM PROTESTANTA i Tahata zanakalahin’i Abiasafa, i Oriela zanakalahin’i Tahata, i Hozià zanakalahin’i Oriela, ary i Saoly zanakalahin’i Ozià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Tahata no zanakalahin’i Asira; i Oriela no zanakalahin’i Tahata; i Ozia no zanakalahin’i Oriela ary i Saoly no zanakalahin’i Ozia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Tahata zanakalahin’i Abiasafa, i Oriela zanakalahin’i Tahata, i Hozià zanakalahin’i Oriela, ary i Saoly zanakalahin’i Ozià. Baiboly Katolika i Tahata zanany, i Oriela zanany, i Oziasa zanany, i Saola zanany. Baiboly Protestanta Malagasy Tahata no zanakalahin’i Asira, Oriela no zanakalahin’i Tahata, Ozia no zanakalahin’i Oriela, ary Saoly no zanakalahin’i Ozia. Malagasy Bible Tahata no zanakalahin'i Asira, Oriela no zanakalahin'i Tahata, Ozia no zanakalahin'i Oriela, ary Saoly no zanakalahin'i Ozia. La Bible en Malgache i Tahata no zanakalahin’i Asira; i Oriela no zanakalahin’i Tahata; i Ozia no zanakalahin’i Oriela ary i Saoly no zanakalahin’i Ozia. |
Ka i Hazarià mpisorombe, anisan’ny taranak’i Tsadôka, no namaly azy hoe: –Hatramin’ny niandohan’ny fitondran’ny olona ampaham-bokatra an-tranon’ny TOMPO, dia nanana hanin-kahavoky izahay, sady be koa ny ambiny tavela satria ny TOMPO efa nitahy ny vahoakany. Ireo navelanay mivangongo ireo ny ambiny.