i Mikà zanakalahin’i Simehỳ, i Reaià zanakalahin’i Mikà, i Bahala zanakalahin’i Reaià,
1Tantara 5:4 - DIEM PROTESTANTA Taranak’i Jôela: i Semahià zanakalahin’i Jôela, i Gôga zanakalahin’i Semahià, i Simehỳ zanakalahin’i Gôga, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Joela dia i Semaia; i Goga no zanakalahin’i Semaia; i Simey no zanakalahin’i Goga; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taranak’i Jôela: i Semahià zanakalahin’i Jôela, i Gôga zanakalahin’i Semahià, i Simehỳ zanakalahin’i Gôga, Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Joela: i Samià zanany, i Goga zanany, i Semeì zanany, Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Joela dia Semaia, ary Goga no zanakalahin’i Semaia, Simey no zanakalahin’i Goga, Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Joela dia Semaia, ary Goga no zanakalahin'i Semaia, Sirney no zanakalahin'i Goga, La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Joela dia i Semaia; i Goga no zanakalahin’i Semaia; i Simey no zanakalahin’i Goga; |
i Mikà zanakalahin’i Simehỳ, i Reaià zanakalahin’i Mikà, i Bahala zanakalahin’i Reaià,
ny farany dia i Bela izay zanakalahin’i Hazaza sy zafin’i Semà ary zafiafin’i Jôela. Ny Reobenita dia nonina ny faritra hatreo Harôhera ka hatrany amin’ny tendrombohitra Nebao sy hatrany Bahala-Mehôna;