Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.
1Tantara 3:23 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Neharià dia telo: i Eliôhenay sy i Hezekià ary i Hazrikama. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Nearia dia i Elioenay sy i Hezekia ary i Azrikama; telo izy ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Neharià dia telo: i Eliôhenay sy i Hezekià ary i Hazrikama. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Naarià: i Eliôenaia, i Ezekiasa ary i Ezrikama, telo izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Nearia dia i Elioenay sy i Hezekia ary i Azrikama; telo izy ireo. |
Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.
Ny zanakalahin’i Eliôhenay dia fito: i Hôdavià sy i Eliasiba, i Pelaià sy i Hakoba mbamin’i Jôhanàna sy i Delaià ary i Hananỳ.