Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 3:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Ny zanakalahin’i Eliôhenay dia fito: i Hôdavià sy i Eliasiba, i Pelaià sy i Hakoba mbamin’i Jôhanàna sy i Delaià ary i Hananỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ny zanakalahin’i Elioenay dia i Hodaia, i Eliasiba, i Pelaia, i Akoba, i Johanana, i Delaia ary i Ananỳ; fito izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ny zanakalahin’i Eliôhenay dia fito: i Hôdavià sy i Eliasiba, i Pelaià sy i Hakoba mbamin’i Jôhanàna sy i Delaià ary i Hananỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Zanaka lahin’i Eliôenaia: i Odoià, i Eliasoba, i Feleià, i Akoba, i Johanàna, i Dalaià, ary i Ananì: fito izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary ny zanakalahin’i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary ny zanakalahin'i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ny zanakalahin’i Elioenay dia i Hodaia, i Eliasiba, i Pelaia, i Akoba, i Johanana, i Delaia ary i Ananỳ; fito izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 3:24
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Neharià dia telo: i Eliôhenay sy i Hezekià ary i Hazrikama.


Ny zanakalahin’i Joda dia i Peretsa sy i Hetsirôna mbamin’i Karmỳ sy i Hora ary i Sôbala.


Dia nitsangana indray ny olona ka samy nijanona teo amin’ny toerany avy. Ary ny levita, ry i Jesoa sy i Banỳ, i Serebià sy i Jamina, i Hakoba sy i Sabetahy, i Hôdià sy i Mahaseià, i Kelità sy i Hazarià, i Jôzabada sy i Hanàna ary i Pelaià, dia nampianatra ny vahoaka ny lalàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra