Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 3:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ny zanakalahin’i Sekania dia i Semaia. Ny zanakalahin’i Semaia dia i Hatosy, i Jigala, i Baria, i Nearia ary i Safata; enina izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Zanaka lahin’i Sekeniasa: i Semeià. Zanaka lahin’i Semeià: i Hatosa, i Jegaala, i Barià, i Naarià, i Safata, enina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary ny zanakalahin’i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin’i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary ny zanakalahin'i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin'i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ny zanakalahin’i Sekania dia i Semaia. Ny zanakalahin’i Semaia dia i Hatosy, i Jigala, i Baria, i Nearia ary i Safata; enina izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 3:22
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny taranak’i Hananià dia i Pelatià sy i Jesahià mbamin’ireo zanakalahin-dry i Refaià sy i Arnàna ary i Hôbadià sy i Sekanià.


Ny zanakalahin’i Neharià dia telo: i Eliôhenay sy i Hezekià ary i Hazrikama.


I Geresôna, avy amin’ny terak’i Pinehasa; i Daniela, avy amin’ny terak’i Itamara; i Hatosy, avy amin’ny terak’i Davida;


lehilahy iray anisan’ny zanak’i Sekanià; i Zakarià mbamin’ireo namany 150 lahy samy avy amin’ny terak’i Parehôsy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra