1Tantara 3:18 - DIEM PROTESTANTA sy i Malkirama, i Pedaià sy i Senatsara mbamin’i Jekamià sy i Hôsamà ary i Nedabià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Malkirama, i Pedaia, i Senazara, i Jekamia, i Hosama ary i Nedabia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Malkirama, i Pedaià sy i Senatsara mbamin’i Jekamià sy i Hôsamà ary i Nedabià. Baiboly Katolika i Melkirama, i Fadaia, i Senezera, i Jesemiasa, i Samà, ary i Nadabiasa. Baiboly Protestanta Malagasy ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia. Malagasy Bible ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia. La Bible en Malgache i Malkirama, i Pedaia, i Senazara, i Jekamia, i Hosama ary i Nedabia. |
Ny zanakalahin’i Pedaià dia i Zerobabela sy i Simehỳ; ny zanak’i Zerobabela dia i Mesolama sy i Hananià mirahalahy, i Selômita anabaviny,