Ary tonga tany Ôfira ireo ka nahazo volamena 12 taonina mahery ary nitondra izany ho an’i Salômôna mpanjaka.
1Tantara 29:4 - DIEM PROTESTANTA dia volamena avy any Ôfira, milanja zato taonina; volafotsy madio milanja 240 taonina, natao hapetaka amin’ny ati-rindrina isan’efitrano. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia volamena avy any Ôfira, milanja zato taonina; volafotsy madio milanja 240 taonina, natao hapetaka amin’ny ati-rindrina isan’efitrano. Baiboly Katolika dia talenta volamena 3.000, ny volamena avy any Ofira; talenta volafotsy voadio 7.000, hapetraka amin’ny atin’ny rindrin’ny efitrano; Baiboly Protestanta Malagasy dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny isan-efi-trano, Malagasy Bible dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin'ny rindrin'ny isan-efi-trano, La Bible en Malgache dia talenta* volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay; |
Ary tonga tany Ôfira ireo ka nahazo volamena 12 taonina mahery ary nitondra izany ho an’i Salômôna mpanjaka.
He! nanao ezaka mafy aho ka nahavonona ho an’ny tranon’ny TOMPO ireto fitaovana ireto: volamena milanja telo tapitrisa kilao mahery, volafotsy milanja telopolo tapitrisa kilao mahery, halimo sy vy betsaka tsy hita lanja; ary nahavonona hazo sy vato koa aho. Dia hampianao kosa ireo.
Ankamamiko tokoa ny tranon’Andriamanitro; ka ho fanampin’ny zavatra rehetra nomaniko ho an’ity Toeramasina ity, dia omeko ho an’ny tranon’Andriamanitro koa izay volamena sy volafotsy ananako manokana:
Iza àry, amin’izao andro anio izao, no mba mazoto hanolotra fanomezana an-tsitrapo amin’ny TOMPO mba hanaovan’ireo mpahay taozavatra ny fanaka volamena sy volafotsy ary ny asa isan-karazany?
Tsy mifandanja aminy na ny volamena avy any Ôfira na ny berila sarobidy mbamin’ny safira aza.
ka 1 300 grama avy no lanjan’ny lovia volafotsy iray ary fitonjato grama avy no lanjan’ny kaopy volafotsy iray. Ny fitambaran’ireo fanaka volafotsy ireo dia 24 kilao araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina.