1Tantara 26:21 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny taranak’i Lahadàna, ilay Lahadàna zanakalahin’i Gersôna, dia i Jehielỳ Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny taranak’i Ladana, ilay Ladana gersonita, ireo lohan’ny fianakavian’i Ladana gersonita, dia ny Jehielita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny taranak’i Lahadàna, ilay Lahadàna zanakalahin’i Gersôna, dia i Jehielỳ Baiboly Katolika Amin’ny taranak’i Ledàna, izany hoe: ny taranaky ny Gersônita avy amin’i Ledàna loham-pianakavian’i Ledàna Gersônita, dia i Jehiela; Baiboly Protestanta Malagasy Ny taranak’i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan’ny fianakavian’i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita. Malagasy Bible Ny taranak'i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan'ny fianakavian'i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita. La Bible en Malgache Ny taranak’i Ladana, ilay Ladana gersonita, ireo lohan’ny fianakavian’i Ladana gersonita, dia ny Jehielita. |
Ny levita naman’ireo kosa dia nisy mpiandraikitra ny zavatra sarobidy tao an-tempolin’Andriamanitra, zavatra sarobidy izay voatokana ho an’Andriamanitra.
sy ireo zanakalahin’i Jehielỳ, ary koa i Zetama sy i Jôela rahalahin’i Jehielỳ, samy loham-pianakaviany avy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy tao an-tranon’ny TOMPO.
Izay nanana vatosoa dia nanome azy teo am-pelatanan’i Jehiela, taranak’i Gersôna, mba ho zava-tsarobidy tahirizina ao an-tranon’ny TOMPO.
Ambara-panorin’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO tao Jerosalema, dia nanao ny raharahan’ny mpihira teo anoloan’ny tranolay atao hoe Tranolay fihaonana ireo, ary nanatontosa ny fanompoany araka ny filaharany avy.
i Lahadàna zanakalahin’i Tahàna, i Hamihoda zanakalahin’i Lahadàna, i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda,