I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.
1Tantara 24:17 - DIEM PROTESTANTA ny faha-21, azon’i Jakina; ny faha-22, azon’i Gamola; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahiraika amby roapolo dia an’i Jakina, ny faharoa amby roapolo dia an’i Gamola, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny faha-21, azon’i Jakina; ny faha-22, azon’i Gamola; Baiboly Katolika an’i Jakina ny faha-21, an’i Gamola ny faha-22, Baiboly Protestanta Malagasy ny fahiraika amby roa-polo an’i Jakina, ny faharoa amby roa-polo an’i Gamola, Malagasy Bible ny fahiraika amby roa-polo an'i Jakina, ny faharoa amby roa-polo an'i Gamola, La Bible en Malgache ny fahiraika amby roapolo dia an’i Jakina, ny faharoa amby roapolo dia an’i Gamola, |
I Simehôna sy ireo zanany lahy, dia i Jemoela sy i Jamìna, i Ohada sy i Jakìna ary i Tsôhara sy i Saola; io Saola io dia zanak’ilay vehivavy kanahanita.