Nantsoin’i Davida ny mpisorona, dia ry i Tsadôka sy i Abiatara, nantsoiny koa ny levita, dia ry i Oriela sy i Hasaià ary i Jôela mbamin-dry i Semahià sy i Eliela ary i Haminadaba,
1Tantara 23:8 - DIEM PROTESTANTA Telo no zanakalahin’i Lahadàna: voalohany i Jehiela, avy eo i Zetama sy i Jôela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Ladana dia i Jehiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zetama sy i Joela; telo izy ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Telo no zanakalahin’i Lahadàna: voalohany i Jehiela, avy eo i Zetama sy i Jôela. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Leedàna: i Jahiela filohany, i Zetama sy i Joela, telo izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Ladana dia Jehiela lohany sy Zetama ary Joela; telo izy. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Ladana dia Jehiela lohany sy Zetama ary Joela; telo izy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Ladana dia i Jehiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zetama sy i Joela; telo izy ireo. |
Nantsoin’i Davida ny mpisorona, dia ry i Tsadôka sy i Abiatara, nantsoiny koa ny levita, dia ry i Oriela sy i Hasaià ary i Jôela mbamin-dry i Semahià sy i Eliela ary i Haminadaba,
Telo no zanakalahin’i Simehỳ: dia i Selômita sy i Haziela ary i Haràna, izay samy nanjary lohany tamin’ireo fianakaviana avy amin’i Lahadàna.
Izay nanana vatosoa dia nanome azy teo am-pelatanan’i Jehiela, taranak’i Gersôna, mba ho zava-tsarobidy tahirizina ao an-tranon’ny TOMPO.
i Lahadàna zanakalahin’i Tahàna, i Hamihoda zanakalahin’i Lahadàna, i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda,