Rehefa tafaverina tao Hebrôna i Abinera, dia notaomin’i Jôaba hankeny am-bavahady toy ny hiresaka mangina aminy izy, kanjo notrobarany teo amin’ny kibony izy ka maty ho valin’ny nahafatesan’i Asahela rahalahiny.
1Tantara 21:6 - DIEM PROTESTANTA Fa ny fokon’i Levỳ sy i Benjamîna dia tsy mba nanaovan-dry i Jôaba fanisana niaraka tamin’ireo, satria tena tsy nankasitrahin’i Jôaba ny didin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa tsy mba nalaminy ny Levy sy ny Benjamina, satria fahavetavetana tamin’i Joaba ny tenin’ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa ny fokon’i Levỳ sy i Benjamîna dia tsy mba nanaovan-dry i Jôaba fanisana niaraka tamin’ireo, satria tena tsy nankasitrahin’i Jôaba ny didin’ny mpanjaka. Baiboly Katolika Fa i Levì sy i Benjamina tao amin’izy ireo, tsy mba nanaovany fanisana, satria nolavin’ny sain’i Jôaba ny didin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny Levy sy ny Benjamina tsy mba nalaminy, satria fahavetavetana tamin’i Joaba ny tenin’ny mpanjaka. Malagasy Bible Fa ny Levy sy ny Benjamina tsy mba nalaminy, satria fahavetavetana tamin'i Joaba ny tenin'ny mpanjaka. La Bible en Malgache Fa tsy mba nalaminy ny Levy sy ny Benjamina, satria fahavetavetana tamin’i Joaba ny tenin’ny mpanjaka. |
Rehefa tafaverina tao Hebrôna i Abinera, dia notaomin’i Jôaba hankeny am-bavahady toy ny hiresaka mangina aminy izy, kanjo notrobarany teo amin’ny kibony izy ka maty ho valin’ny nahafatesan’i Asahela rahalahiny.
Nanomboka fanisana i Jôaba zanakalahin’i Tseroià fa tsy namarana, noho ny fahatezeran’Andriamanitra vokatr’izany tamin’i Israely; ka tsy voasoratra ao amin’ilay boky atao hoe «Tantaran’i Davida mpanjaka» ny isan’ny mponina.